|
|
|
|

Entrée1  fandrebirebena
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitarihana hivilivily lalana, fanadalana: Misy mitaona anao hiasa fa hahazo vola be, hono, ianao: fandrebirebena anao tsy hianatra tsara izany
Fanolikolena, famitahana amin' ny hevitra manodoka: Mampanantena paradiso eto an-tany ireo olona ireo; aza mina izany fa fandrebirebena fotsiny izany
Explications en anglais  4  [1.7] the act of causing embarrassment, the act of troubling someone
Explications en français  5  [1.8] action d'embarrasser, de troubler
Radical  6  rebireby

Mis à jour le 2024/12/11