Entrée (1/2) | 1 fandravonana |
Radical | 2 ravona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fampitoviana tantana, fanovonana ny iva ary fisorohana ny avo ho marin-tampona, fanarenana; fampitoviana |
Explications en français |
5 [1.3#518] L action d'égaliser, l’instrument 6 [1.13] synthèse |
Exemples |
7 Vao mainka tsy nahaliana kokoa ny mikasika ny volavolan-dalàna fandravonana na fanatanterahana ny fitantanam-bola nifanesy. [4.27] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 fandravonana |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en français |
12 [1.196] (de ravona : action d'aplanir les difficultés) Aliments choisis et préparations stomachiques qu'on donne aux personnes prédisposées aux maux d'estomac. [Betsileo]
|
Vocabulaire |
13 Botanique |
Mis à jour le 2024/12/11 |