Entrée (1/3) | 1 fandravona |
Radical | 2 ravona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina mandravona, mampitovy tantana Azo aravona |
Explications en français |
5 [1.3#518] Ce qu on peut égaliser, aplanir, manière d égaliser |
Entrée (2/3) | 6 fandravoña |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 [1.78] [Bara]
loko, fandokoana |
Entrée (3/3) | 9 fandravona |
Radical | 10 ravona |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 [1.1] [Sakalava]
Vahona sy ravinkazo voatoto ampifangaroina amin'ny rano mba handroana ho fiarovana amin'ny tety |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |