|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fandiorano
Mots élémentaires  2  fandio, rano
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4  [1.2] a species of snipe
Vocabulaire  5  Zoologie: oiseaux
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot fandiorano

Entrée (2/2)7  fandiorano
Mots élémentaires  8  fandio, rano
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.78] [Tanala] karazan-tsikovoka kely mpiriaria eny ambony na imbetika anaty rano
11  [1.1] Bibikely maintimainty, karazana tsikovoka monina amin' ny ranomamy, kinga aoka izany raha hilomano ary manao andiany matetika sady manao antaitrika no mitranga ombieny ombieny. Anarana entiny amin' ny ankamantatra: Ingory (Inona àry izany: ritra ny rano, hafaladian' Ingory; tondraka ny rano, hafaladian' Ingory ?)
Explications en anglais  12  [1.2] a water-beetle
Vocabulaire  13  Zoologie: invertébrés

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21