|
|
|
|

Entrée1  fandikana
Radical  2  dika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fihoarana avy ambony, fiseranana na fivikinana eo anoloana na eo ambony: Tsy fanao na oviana na oviana ny fandikana olon-dehibe matory amin' ny tany
Tsy fanarahan-dalàna: Mahavoasazy ny fandikana ny didy aman-dalàna
Fakan-tahaka: Tsy nanao afa-tsy fandikana ny entimodin' ny namanao ianao
Famadihana amin' ny fitenim-pirenen-kafa: Sarotra ny fandikana ny hain-teny malagasy amin' ny teny frantsay
Explications en anglais  5  [1.7] transgression; translation, copying
Explications en français  6  [1.8] transgression; traduction; copie

Anagrammes  7 

Mis à jour le 2025/01/21