|
|
|
|

Entrée1  fandefasana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fampandehanana (olona) any amin' ny na any an-...: Fandefasana iraka any am-pita
Fampitondrana: Hajia ohatrinona no hilaina amin' ny fandefasana itỳ taratasy itỳ?
Fitifirana, fitorahana: Homeko baiko ianao alohan' ny fandefasana ny vato
Fanafahana, famotsorana: Noho ny fetim-pirenena, dia misy fandefasana gadra vitsivitsy
Explications en anglais  4  [1.7] the act of setting free; sending, shipping
Explications en français  5  [1.8] action de libérer, de relâcher; envoi, expédition
Exemples  6  [2.445#] Asa, mety hohadino angamba ny fandefasana ireo porofo?
7  [2.424#] fa saingy mitovy amin'ny fandefasana vato nasiana menaka izany.
Radical  8  lefa
Synonymes  9  fandefana
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/22