|
|
|
|

Entrée1  fandalo-drary
Mots élémentaires  2  fandalotra, rary
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] vazan' omby entina manalama ny tsihy rarina na mampiray tsara ny masondrara
Explications en anglais  5  [1.2] [Mod. s. from mandalotra (lalotra), and rary, plaiting.] The jaw-bone of an ox used in smoothing the plaits of mats, hats, etc.
Exemples  6  Noho izany dia naka vato fandalodrary sy vodi-kifafa ary fivelifandraka izy ka napetrany teo amin' ilay niterahan-dRafara; [2.69#]

Mis à jour le 2024/12/07