|
|
|
|

Entrée1  fandaharana
Radical  2  lahatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana: ianao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra
Fandaminana: Aorian' ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana
Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azoazoko ny fandaharan-dRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberiny
5  [1.13] fandaminana atao mba hampizotra tsara ny fanatanterahana raharaha iray
Explications en anglais  6  [1.7] the act of arranging or lining up; the delivery of a speech; the setting of type; a list; a program
Explications en français  7  [1.8, 1.13] programme
8  [1.8] action d'arranger, de mettre en ligne action de donner un discours; action de composer en imprimerie; liste
9  [1.13] rangement
Exemples  10  Ary izao no fandaharana natao tamin'izany. [2.59#]
11  Aoka hohazavaina kely izany fandaharana izany. [1.357#]
12  Izahay tsy mba manana na teny finoana na fandaharana asa iombonana. [1.369#]
Morphologie 
13  Simple :
14  Préfixée :
Mots composés 

Anagrammes  24 

Mis à jour le 2025/01/21