Entrée | 1 fanarenana |
Radical | 2 arina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.13] fampitoviana tantana |
Explications en français |
5 [1.3#62] l'action de mettre d'aplomb, de niveler, de redresser; le lieu, l'instrument 6 [1.13] nivellement |
Exemples |
7 Tena mila fanarenana haingana ny firenena. [2.285] 8 amin' ny alalan' ny fanamboarana na fanarenana sekoly ve? [4.27] 9 Endrey izany fahavononan-dRasoa amin' ny fanarenana azy e. [2.470] |
Autres orthographes | 10 fanaremana |
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |