Entrée | 1 fanapaka |
Radical | 2 tapaka |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina manapaka, mandidy, manito Azo tapahina: Tsy fanapaka ny hevitra toy izany |
Exemples |
5 Ary notapahana hoatra ny fanapaka singan-kofehy ny mahazaka tamin' ny sandriny. [2.996#] |
Anagrammes | 6 fanapaka, panafaka |
Mis à jour le 2024/07/20 |