|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanamby
Radical  2  tamby
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba entina manamby, manakarama
5  Fanekena ifanaovan' olona roa na maro izay samy manana ny filazany avy momba ny zavatra iray, ka izay voaporofo fa manana ny diso dia manome vola na manao zavatra ho an' ilay nanana ny marina: Andeha hanao fanamby isika fa amin' ny telo no ho tonga ny fiaramanidina fa tsy amin' ny dimy
6  Ny vola omena amin' io fanekena io raha resy: Ohatrinona ny fanombintsika fa tsy maintsy ho afa-panadinana aho? [1.1]
Explications en anglais  7  [Mod. s. from manamby (tamby).] Laying wagers, betting. [1.2]

Entrée (2/2)8  fanamby
Radical  9  tamby
Partie du discours  10  adjectif
Explications en malgache  11  azo tambazana [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31