|
|
|
|

Entrée1  fanamarihana (marika)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fisintonana ny saina amin-javatra maningana 4  famantarana manokana [1.13]
Explications en français  5  remarque 6  marquage [1.13]
Exemples  7  Misy fanamarihana tsy maintsy atao. [4.27#]
8  Ninianay tsy nasiana fanamarihana na fanontaniana izy. [2.285#]
9  Efa voan' ny fanamarihana momba io koa ny tenanay indray andro. [2.356#]
Mots composés 

Anagrammes  12  fahamanirana, fahamarinana, fahamiranana, fanamarihana

Mis à jour le 2023/07/29