|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanalana
Radical  2  ala
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra
Explications en anglais  5  [1.2] [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything.
6  [1.7] the act of removing
Explications en français  7  [1.8] action de prendre, d'ôter
Exemples  8  Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. [2.245#]
Synonymes  9  fanala
Mots composés 

Entrée (2/2)19  fanalana
Radical  20  ala
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  [1.1] Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo
Explications en français  23  [1.13] soustraction
Vocabulaire  24  Mathématiques: arithmétique
Synonymes  25  fangalana
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot fanalana

Anagrammes  27 

Mis à jour le 2025/01/21