|
|
|
|

Entrée1  fanakorontanana
Radical  2  korontana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanimbana ny filaminana, fampisafotofotoana, fampitabatabana
Explications en français  5  [1.3#359, 1.13] la perturbation
6  [1.3#359] la révolution
Exemples  7  [2.245#] samy niharan' ny fanakorontanana koa manko.
8  [4.27#] Ekena mialoha anefa fa tsy fanakorontanana ny filaminam-bahoaka araka izay voalazan' ilay didim-pitondrana izany.

Mis à jour le 2024/12/11