Entrée | 1 fanakonana |
Radical | 2 takona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanaronana, fandrakofana; fanakanana tsy habita, tsy ho hita |
Explications en anglais |
5 [1.7] the act of covering; an eclipse |
Explications en français |
6 [1.8] action de cacher, de couvrir ; éclipse du soleil ou de la lune |
Exemples |
7 [2.857#] Ary raha mifaritra ny masoandro, na ny volana misy fanakonana. 8 [1.353#] Amin'ilay isian' ny fanakonana iny, ka mahamaizina ny masoandro na ny volana dia matahotra ny Bara satria loza lehibe hoy izy no tonga amin'ny tany. |
Anagrammes | 9 fanakonana, fanokanana, nanafanako, nanafokana, nanakofana, nanokafana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |