|
|
|
|

Entrée1  fanakatonana (katona)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fandrindrinana [1.1]
Explications en français  4  L’action de fermer [1.3#317]
Exemples  5  tokony ho tamin' ny 11 ora alina, tonga tao amin' ny toeran' ny fahitalavitra ny olon' ny mpitandro ny filaminana mba hanao ny fanakatonana azy. [4.27#]

Anagrammes  6  fanakatonana, fanakotanana

Mis à jour le 2023/01/06