Entrée | 1 fanafohezana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy |
Explications en anglais |
4 [3.1] acronym |
Explications en français |
5 [1.13] abréviation, raccourcissement 6 [3.1] acronyme |
Radical | 7 fohy |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |