|
|
|
|

Entrée1  fanadinana
Radical  2  adina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanontaniana, fanantsafana: No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao?
Fakana am-bavany, famotorana: Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky
Fitsapana fahaizana: Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara
Manala na maka fanadinana
Explications en anglais  5  [1.2] an examination, or a book of questions.
6  [1.7] an examination
Explications en français  7  [1.3] L'examen, les questions
8  [1.4] information
9  [1.8] examen
Exemples  10  Tonga ary ny fanadinana. [2.499]
11  Ka raha tsy afaka fanadinana aho? [2.472]
Mots composés 

Anagrammes  16  fanadinana, fandainana, fandaniana, nandafiana

Mis à jour le 2025/01/21