|
|
|
|

Entrée1  fampirafesana
Partie du discours  2  nom
Explications en anglais  3  [1.2] polygamy
Exemples  4  [2.528#] Fa tsy hisy fampirafesana no tianao holazaina?
5  [2.270#] Ny fikasany voalohany dia ny fomba manao ahoana no hialany amin' ny fampirafesana?
6  [2.508#] Izy no miambina ny fandraràna ny tangena, ny fandraràna ny fisaoram-bady, ny fampirafesana, ny fisotroan-toaka sns.
Vocabulaire  7  Rapports: famille
Radical  8  rafy

Mis à jour le 2024/12/11