|
|
|
|

Entrée1  fampihaingoana
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.3] l' action de parer
Exemples  4  [2.996] Ny mahazo ny rafitra rehetra momba ny trano, dia adidin' ny tompo-mariky ny trano vao atao avokoa, fa ny mihevitra ny momba ny fampihaingoana azy kosa no tsy maintsy imasoan' izay miandraikitra ny handravaka sy naoso-doko azy;
Radical  5  haingo
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11