Entrée fampiantranoana (trano)
Partie du discours nom
Allégation Mot ou locution vu dans: fandraisana
Exemples 
1Mafy amin' ny olona manan-tsaina, ny mandre latsa amin' ny fampiantranoana azy, sy tevatevain' izay ananany trosa. [2.996]
2Ny andidiako anao farany, ry Itafikarivo, dia ny fampiantranoana vahiny sy ny fihavanana amin' ny mpanjaka sasany. [2.285]
3Avahana amin' ny maro amin' ireny Atoa Belagera sy Lombiho Célestin mianakavy, izay tsy niroa fo tokoa tamin'ny fampiantranoana matetika tany an-toerana sy ny fanampiana samihafa nombam-pitiavana. [2.606]

Mis à jour le 2023/01/20