|
|
|
|

Entrée1  fampandehanana
Partie du discours  2  nom
Exemples  3  [1.320#] Ny lalàna no mandamina ny fombafomba fampandehanana io rafitra io.
4  [2.114#] Ny Governemanta no mikarakara ny fampandehanana ny raharaha fanao andavanandro.
5  [4.27#] dia ahitana ny fepetra mikasika ny fandaminana, ny fampandehanana sy ny andraikitry ny Fokontany sy ny Fokonolona.
6  [2.445#] Ny fitaterana, ny fambolena, ny fiompiana, ny indostria ary ny sisa hafa dia mila angovo ho fampandehanana azy ireny.
Radical  7  leha

Mis à jour le 2024/12/11