Entrée | 1 fampandehanana |
Radical | 2 leha |
Partie du discours | 3 nom |
Exemples |
4 Ny lalàna no mandamina ny fombafomba fampandehanana io rafitra io. [1.320#] 5 Ny Governemanta no mikarakara ny fampandehanana ny raharaha fanao andavanandro. [2.114#] 6 dia ahitana ny fepetra mikasika ny fandaminana, ny fampandehanana sy ny andraikitry ny Fokontany sy ny Fokonolona. [4.27#] 7 Ny fitaterana, ny fambolena, ny fiompiana, ny indostria ary ny sisa hafa dia mila angovo ho fampandehanana azy ireny. [2.445#] |
Mis à jour le 2023/01/20 |