Entrée | 1 fampanantenana |
Radical | 2 antena |
Partie du discours | 3 nom |
Exemples |
4 Saotsaotra sy fampanantenana tsy misy ohatra izany no nifanaovan' izy mianaka. [2.470] 5 Mifanohitra amin' izany anefa, dia tsy voahaja hatrany izany fampanantenana izany. [4.27] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |