Entrée | 1 fampahatsiarovana |
Partie du discours | 2 nom |
Exemples |
3 [2.606#31] Ny fisian' ny razana niandohana no maha izy ny foko, ka mitarika ny fampahatsiarovana azy matetika 4 [2.285#98] Ary isan' ny fanarenana azy ny fampahatsiarovana indray ny taranaka fa na ho ela na ho haingana |
Radical | 5 tsiaro |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |