|
|
|
|

Entrée1  famosaviana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanasiana mosavy, famorehana, fanimbana olona amin' ny poizina
Explications en anglais  4  [1.7] witchcraft, the act of casting a spell
Explications en français  5  [1.3#446] L’action d’ensorceler ; fig. l’endommagement, le préjudice
6  [1.8] maléfice, sortilège
Exemples  7  [2.424#] Ny aretina toy izany dia tsy misy idiran'ny filalaovana ody na famosaviana.
8  [1.353#] Nefa amin'ny famosaviana (ody ratsy) dia izy no fototra mahatonga ny aretina sy ny fahoriana amam-panaintainana miteraka fahafatesana ka mahatahotra.
Vocabulaire  9  Religions, Croyances
Radical  10  mosavy

Mis à jour le 2024/12/11