|
|
|
|

Entrée1  famosaviana
Radical  2  mosavy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanasiana mosavy, famorehana, fanimbana olona amin' ny poizina
Explications en anglais  5  [1.7] witchcraft, the act of casting a spell
Explications en français  6  [1.3#446] L’action d’ensorceler ; fig. l’endommagement, le préjudice
7  [1.8] maléfice, sortilège
Exemples  8  Ny aretina toy izany dia tsy misy idiran'ny filalaovana ody na famosaviana. [2.424#]
9  Nefa amin'ny famosaviana (ody ratsy) dia izy no fototra mahatonga ny aretina sy ny fahoriana amam-panaintainana miteraka fahafatesana ka mahatahotra. [1.353#]
Vocabulaire  10  Religions, Croyances

Mis à jour le 2024/12/11