Entrée | 1 famezivezena |
Radical | 2 vezivezy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fampitotototoàna atsỳ sy arỳ |
Explications en français |
5 [1.3#831] L'action de faire courir çà et là, de rendre indécis, la cause |
Exemples |
6 Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony. [4.27#] |
Mis à jour le 2024/12/11 |