|
|
|
|

Entrée1  famerezana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanaovana izay hahatonga andevo; fampahantrana
Explications en français  4  [1.3#827] L’action de réduire en esclavage, de ruiner, de perdre, le moyen, le lieu, la cause
Exemples  5  [2.366#] Ny famoanana, ny fampinomana sy ny famerezana olona sy ny famonoana noho ny heloka vita no zavatra misongadina indrindra amin' ny fanavaozana ny fitondram-bahoaka
Radical  6  very

Mis à jour le 2024/12/11