|
|
|
|

Entrée1  famela
Radical  2  vela
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina mamela
Azo avela: Heloka tsy famela ny anao
Explications en français  5  [1.3#822] Ce qu’on peut laisser, pardonner, manière de laisser
Exemples  6  [2.324#] fa rehefa tsy azonay tànana hianao, hataonay ahoana no famela anao ho faty irery any;
7  [2.996#] Hataoko ahoana no famela anao ho tahaka an' i Adama, na fampanjary anao ho tahaka an' i Seboima?

Anagrammes  8  alefam, famela

Mis à jour le 2025/01/21