Entrée | 1 fambara |
Radical | 2 ambara |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Zavatra miseho mialoha ka entina mamantatra izay ho avy aoriana: Alohan' ny hipoahan' ny afotroa, hono, dia misy fambara 5 Filazana mialoha na ho soa na ho ratsy: Misy milaza fa ny sakanan-goaika dia fambara tsara [1.1] |
Explications en anglais |
6 a portent [1.2, 1.7] 7 an omen [1.2] 8 a sign [1.7] |
Explications en français |
9 Présage, signe précurseur [1.3#141] 10 présage, ordinairement mauvais [1.8] |
Exemples |
11 fambara angamba iny ranomasoko iny. [2.472#] 12 Sao dia fambara ratsy izany, Rabery? [2.499#] |
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot fambara |
Mis à jour le 2023/01/06 |