Entrée | 1 famakafakana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanadihadiana sy famoaboasana zavatra iray hahitana ny tena fotony; fandinihana, famotopotorana, fanadihadiana 4 [1.13] fanadihadiana zavatra iray ahitana ny tena fotony |
Explications en français |
5 [1.4] information 6 [1.13] analyse |
Exemples |
7 [2.313] famakafakana ny tononkalo: inona ny hevitra tian' ny mpanoratra hovelabelarina eto? 8 [4.27] Izany fironana vaovao amin’ny Lalàmpanorenana izany no fototra tsy maintsy hanompanana ny famakafakana ny fametrahana ny faritra tamin’ny 2004. 9 [2.606] Sady hita fa mavesa-danja kokoa ny karazana sasany noho ny hafa, ka ilana famakafakana bebe kokoa. |
Radical | 10 fakafaka |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |