|
|
|
|

Entrée1  faingomihantona
Mots élémentaires  2  faingo, mihantona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1#198] faingo ambony ( ' ) izay ampiasaina
-- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika
-- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka
5  [1.1#198] maritsoratra ( ' ) entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby)
Explications en français  6  [1.5, 1.13][faingo mihantona] apostrophe
Vocabulaire  7  Linguistique
Tableaux et planches  8  Signes de ponctuation

Mis à jour le 2024/12/08