Entrée | 1 fahefana |
Radical | 2 efa |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao Hery ananana: Loza ny fahefan' ny vola Fahazoana mandidy: Ny fahefan' ny ray Fanjakana, fifehezana: Nisy fotoana nampaneken' ny firenena vitsivitsy ny antsasak' izao tontolo izao teo ambany fahefany |
Explications en anglais |
5 [1.7] power, authority; |
Explications en français |
6 [1.8] puissance, autorité |
Exemples |
7 Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony. [2.470] 8 Io no nankasitrahin' ireo nandray ny fahefana teto. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |