|
|
|
|

Entrée1  fahavarana
Radical  2  vatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fahakarakarana na fahakolokoloana fatratra mandrakariva; fahazotoana amin' ny fitandremana sy fanaovana izay hahasoa: Ny fahavarana no ananana zavatra madio sy mateza
Explications en anglais  5  [1.7] willingess to endure or to carry on
Explications en français  6  [1.8] volonté de supporter ou d'accomplir

Anagrammes  7  faharavana, fahavarana

Mis à jour le 2025/01/21