|
|
|
|

Entrée1  fahatsarana
Radical  2  tsara
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4  [1.7] excellence; goodness
Explications en français  5  [1.8] excellence; bonté
Exemples  6  Ary io fiezahana ao anatiny io no mahatonga fahatsarana amin' ny fiainany, izay toa mamirapiratra amin' ny fihetsiny rehetra [2.529]
7  Ny fahatsarana rehetra na amin'ny tarehy, na amin'ny fitsanganana na amin'ny toetoetra hafa, dia tampitr' ohatra amin'izany Andriamanitra fa tena tsara tokoa Izy hoy ny Bara. [1.353#]
Morphologie 
8  Simple :
9  Préfixée :
Synonymes  10  hatsarana

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21