|
|
|
|

Entrée1  fahatomombanana
Radical  2  tomombana
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  Tsy azo ialana ny jiny, hoy ny poeta, tsy maintsy atao ny sorona fa izay no manala ny "ratsy" eo amin'ny fiainan'ny olona ary mitondra amin'ny fahatomombanana [2.606]
5  Raha tsy izany, mitombina ny ahiahy amin' ny « itsinjarana ny fahefana » mikasika ny lesoka eo amin' ny fifandraisan' ny rantsana isan-tokony eo amin' ny fahatomombanana izay indrisy tsikaritra matetika eo amin' ny Fanjakana foibe [4.27]
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :

Mis à jour le 2023/01/20