Entrée | 1 fahatelon-tanana |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] Lalàna araka ny fomban-tany malagasy mametra fa raha misy mpivady misaraka, ny ampahatelon' ny harin' izy mivady no anjaran-dravehivavy, fa ny an-droatokony kosa mijanona ho an-dralehilahy |
Vocabulaire |
4 Loi |
Mots élémentaires | 5 fahatelo, tanana |
Proverbes | 6 Proverbes contenant le mot fahatelon-tanana |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |