Entrée | 1 fahatahorana |
Radical | 2 tahotra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny |
Explications en anglais |
5 [1.7] fear; a fearful attitude |
Explications en français |
6 [1.8] crainte, frayeur |
Exemples |
7 ary ny manarak'izany dia ny fahatahorana an-dRavololona. [2.588#] 8 ka nanorina ny lalàm-pitondran-tena tamin' ny fahatahorana Azy. [2.296#] 9 Ny fahatahorana tsy handika ny fadin-drazana dia novany ho tahotra an' i Kristy am-pitiavana. [1.353#] |
Vocabulaire |
10 Emotions |
Synonymes | 11 hatahorana |
Article |
12 Randzavola: fahatahorana ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2024/12/11 |