|
|
|
|

Entrée1  fahasimbana
Radical  2  simba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.13] fery amin'ny taova iray
tsy fihodinana, na tsy fahafahan'ny milina iray miasa
Explications en français  5  [1.13] lésion
panne
Exemples  6  Ary tsy tena izy ny fampandrosoana raha tsy manonitra ny fahasimbana miantraika amin' ny voahary izy sy manolo ny harena izay nalainy sy potehiny tamin' ny harena azo avaozina. [4.27#]
Vocabulaire  7  Santé
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11