|
|
|
|

Entrée1  faharerahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1]
Explications en français  4  [1.3] épuisement, découragement, pauvreté
Exemples  5  [2.470] Asa, Reniny, na noho ny asa, na noho ny faharerahana efa hoavy.
6  [2.324] Tao anatin'ny andro vitsivitsy dia toy ny sery sy faharerahana ihany ny aretina, nefa nony tapitra ny andro herinandro dia nandroso nihamafy.
Radical  7  reraka

Mis à jour le 2024/12/11