|
|
|
|

Entrée1  fahamboniana
Radical  2  ambony
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4  [1.7] greatness, superiority
Explications en français  5  [1.8] grandeur, supériorité
Exemples  6  anarana nitondra fiderana sy voninahitra ary milaza tombon-toetra sy fahamboniana kosa. [2.588#]
7  Ny fahoriana akory tsy hoe ambany ianao satria tsy manana fahefana fa famotehana ilay fahamboniana tena maha olombelona anao. [1.369#]

Mis à jour le 2024/12/11