Entrée | 1 fahamalinana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Toetran' ny olona malina, izany hoe manao na mandeha amim-pitandremana ka manao toy ny dian-tana: jerena ny aloha, todihina ny ao aoriana. Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao |
Explications en anglais |
4 [1.7] carefulness, prudence |
Explications en français |
5 [1.8] prudence, circonspection |
Radical | 6 malina |
Synonymes | 7 hamalinana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |