Entrée | 1 fahafoizana |
Radical | 2 foy |
Partie du discours | 3 nom |
Exemples |
4 ary ny fahaizana ny dihy sy ny tsy fahafoizana ny tompony, no nanirian' Andrianampoinimerina [2.48] 5 Eny, ho hitan'ny maro amin'izao fahafoizana ataonareo izao fa olona voazaha toetra tokoa hianareo, ka hankalaza an'Andriamanitra izy noho ny fanoavanareo manaraka ny Evanjelin'ny Kristy, sy noho ny hatsoram-ponareo mampiombona azy sy ny olona rehetra aza amin'ny soanareo. [2.996] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 9 fahafoizana, hifafazanao, hofafazanay |
Mis à jour le 2023/02/03 |