|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fafana
Radical  2  fafa
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Esorina ny loto, ny fako amin' ny zavatra na toerana iray: Fafao tsara ny efitrano fandriana
5  Faohina: Efa nofafako ny latabatra
6  Alaina tsy misy avala na kely aza: Nofafan' ny mpangalatra ny entanay tany ambanivohitra [1.1]
Explications en anglais  7  to be swept [1.2, 1.7]
8  to be wiped, to be cleared off [1.2]
Explications en français  9  qu'on balaie [1.3, 1.8, 1.5]
10  qu'on essuie [1.3, 1.8]
11  qu'on raffle: Nofafan' ny tompon-trosa ny fananako rehetra (Mon créancier a rafflé tous mes biens) [1.3]
Exemples  12  Ary isaky ny maloto, dia tsy maintsy fafana. [2.332#26]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/3)18  fafana
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20  hazofisaka [Taimoro, Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
21  hazo fisaka fanaovana gorodon-trano [Tanala] [1.78]
22  Hazo fisaka natao solontsolaitra nanoratana tamin' ny andro taloha: Nasiana menaka kely aloha ny fafana, isaky ny anoratana, dia norarahana vovoka [1.1]
Explications en anglais  23  a piece of board for writing on, a lesson-board, a blackboard. [1.2]
Explications en français  24  tablette des anciens pour écrire [1.3]
25  planche [Tankarana] [1.19, 1.5, 1.13]
26  madrier mince. [Tankarana] [1.19]
Exemples  27  Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#15]
Mots composés 

Entrée (3/3)30  fafana
Partie du discours  31  nom
Explications en malgache  32  Fofona manitra mamerovero mandraraka eran' ny toerana izay [1.1]
Explications en français  33  odeur [1.3#136]
Morphologie 
34  Simple :
Dérivés 
35  Verbes actifs :
36  Verbes relatifs :
37  Noms :

Anagrammes  38  afafan, fafana, fanafa, nafafa

Mis à jour le 2023/08/11