Entrée | 1 eveka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] (Fiv. kat.) Dimbin' ny apostoly, nandray ny sakaramentan' ny Fandaharana feno, ka manome ny sakramentan' ny Fankaherezana ary manamasina Pretra. Voatendrin' ny Papa hitondra faritany iray lehibe atao hoe diosezy ny eveka |
Explications en anglais |
4 [1.7] a bishop |
Explications en français |
5 [1.8] évêque |
Anagrammes | 6 aveke, eveka |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |