Entrée | 1 etsy ange |
Mots élémentaires | 2 etsy, ange |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina: Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manavy ka tsy afaka hianatra |
Explications en anglais |
5 [1.7] come here; listen |
Explications en français |
6 [1.3] écoute un peu, viens ici 7 [1.8] viens ici |
Exemples |
8 Ary etsy ange, mba efa nilazanao ve Ikemba? [2.499#19] |
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |