Entrée | 1 etsetra |
Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] [latina et caetera] Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin' ireo voateny mbola tsy voalaza ka hafohezina amin' ny hoe ets no fanoratra azy: Betsaka ny karazam-balala: ny adrisa, ny valalanamboa, ny dongara, ny tsingarangadona, ets... Ankehitriny dia ny sy ny sisa (sns) no asolo ny etsetra |
Explications en anglais |
4 [1.7] and so forth |
Explications en français |
5 [1.3#132] corruption de et caetera 6 [1.8] et cetera |
Autres orthographes | 7 ets |
Synonymes | 8 sy ny sisa, sns |
Tableaux et planches |
9 Tous les pronoms |
Mis à jour le 2024/12/12 |