Entrée | 1 etsaketsahana |
Radical | 2 etsaketsaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Velezina mafy sy an-kisesy |
Explications en français |
5 [1.3#132] qu'on frappe à coups redoublés |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 etsaketsahina |
Analogues | 11 dobohana, dobofana, vangoana, darofana, galamoina, tonafana, donafana, goanana, fetsahina, latsafana, latsahana, dinahina, lakasina, alakasina, lazoina, fetrehina, doanana, havokavohana, havohana |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |