|
|
|
|

Entrée1  eny ho eny
Mots élémentaires  2  eny, ho
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny na ombieny ombieny: Rakotra zava-maitso ny tanety rehefa lohataona ary misy voninkazo dia maniry eny ho eny

Mis à jour le 2024/12/07